Entrée | akatroka (katroka) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka ¶ Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko? [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
2012/10/16 |
![]() |