|
|
|
|

Entrée (1/3)1  katroka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io
Explications en anglais  4  [1.7] the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days
Explications en français  5  [1.8] le même, exactement
Exemples  6  [2.643#] Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
7  [2.114#] Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana.
Dérivés 
Noms :
Citations  9  Textes citant katroka

Entrée (2/3)10  katroka
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  [1.78] dona, fidonana, ady [Bezanozano]
Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés 

Entrée (3/3)24  katroka
Partie du discours  25  nom
Explications en français  26  [1.19] démonter un fusil. [Tankarana]

Anagrammes  27 katroka, 28 kotraka

Mis à jour le 2025/09/12