|
|
|
|

Entrée1  akondro vidin' anoka
Mots élémentaires  2 akondro, 3 vidy, 4 anoka
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 enti-milaza zavatra roa
7 samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: "Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no
8 resy".
9 (Ny akondro sy ny ronono dia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho
10 tena fiadanana ny mihinana azy: "Trano bongo misy ronono sarotra atao malahelo" ary "Raha samy
11 voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro") [1.1]
Explications en anglais  [akondrovidinanoka] 12 The sale of one article to get money to purchase another [1.2]

Mis à jour le 2025/11/17