Entrée akoran-javatra
Mots élémentaires akora ; zavatra
Partie du discours locution
Explications en malgache Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1]
 Akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13]
Explications en français Matières premières [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes akoram-bokatra ~ akoran-draha

Mis à jour le 2023/12/12