|
|
|
|

Entrée (1/2)1  zavatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Izay rehetra misy na hita vatana izany na an' eritreritra: Ny fanahy dia zavatra manan-tsaina fa tsy manam-batana na ren' ny fandrenesana.
4 Teny ilazana izay rehetra tsy manana aina, izany hoe: tsy zavamaniry na biby na olona: Hividianana ny zavatra ilaina amin' ny fiainana no ilana ny vola ~ Ny akalana dia zavatra ampiasain' ny mpivarokena mba hikapany ny taolana.
5 Teny ilazana toe-draharaha araka ny nisehoany: Tantarao amiko tsara ny zavatra rehetra.
6 Teny ilazana izay heverina ho tsara, ho ambony: Izany ka tena zavatra! ~ Manao azy ho zavatra io tovolahy io. [1.1]
Explications en anglais  7 a thing. [1.7]
Explications en français  8 chose; objet. [1.3#870, 1.8]
9 le beau, le parfait, le principal. [1.3#870]
10 objet appartenant à autrui ou à soi, chose. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  11  zavatra, zavatra, zavatra, zavatra, hoy ny lahy nampandihy soroka sy nalaina hanazava tsara ny valin' ny fanontaniana [2.470]
12  Ary angamba rehefa hangata-javatra izy amin' ny manaraka, tsy hahazo intsony [2.472]
13  Ary ny mpitondra zavatr' andriana: [2.48]
14  Fofon' ain' ny herin' Andriamanitra izy, zavatra avy amin' ny voninahitry ny Tsitoha irery ihany, ka tsy azon-java-maloto kely akory ilatsahana. [2.996]
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
17  Impératif :
Dérivés 
Verbes passifs :
Noms :
Analogues  21  raha
Tous les mots composés  22  91 combinaisons de ce mot
Proverbes  23  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)24  zavatra
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26 Teo amin' ny finoan' ny Ntaolo, karazana fanahy ratsy tsy fantatra, ivelan' ny olombelona, izay mety hanimba azy ka natahorany: Rano misy zavatra io ka tandremo. [1.1]
Explications en anglais  27 a spirit of some sort. [1.7]
Explications en français  28 fantôme. [1.3#870, 1.8]
29 sorcellerie, charme, mauvais esprit, revenant. [1.3#870]
30 esprit. [1.8]
Morphologie 
31  Simple :
32  Préfixée :
Tous les mots composés  33  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  34  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09