Entrée | 1 akorotsaka |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 korotsaka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Aidina; akoriana: Rano mahamay no nakorotsany tamin' ny lohako ~ Nakorotsaka tao an-dava-bary ny vary |
Exemples |
9 [2.996#] Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin' ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin' ny hantsana. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |