| Explications en malgache |
5 lamba, izay kofehy avy amin' ny akoty no atao fahany, ary lasoa ny tenany.
6 Tato aoriana anefa, dia nisy fiovana ny hevitry ny teny, ka natao hoe akotifahana koa
7 ny lamba natao tamin' ny lasoa (landy vazaha) ranofotsiny, ary voaravaka,
8 misy sary fatratra: ny sasany aza misoratra, misy lokiny isan-karazany.
9 Lamba tena sarobidy, fara-fihaingoana, ny akotifahana, lafo hatramin' ny ariary zato --
10 vola be dia be tamin' izany andro izany.
[1.10]
11 Lamba landy izay vita tenona mihitsy ny sorany
[1.1]
|