Entrée alafatra (lafatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asaina mifanohitra, ampifanoherina: Nalafatry ny mpampianatra ny mpianany roa voalohany mba hitsapany izay mahay kokoa [1.1]
Explications en français à mettre en opposition [1.3]
Morphologie 
Présent : alafatra, alafatro, alafatrao, alafany, alafatsika, alafatray, alafatrareo, alafatr', alafa-, alafatry
Passé : nalafatra, nalafatro, nalafatrao, nalafany, nalafatsika, nalafatray, nalafatrareo, nalafatr', nalafa-, nalafatry
Futur : halafatra, halafatro, halafatrao, halafany, halafatsika, halafatray, halafatrareo, halafatr', halafa-, halafatry
Impératif : alafaro

Mis à jour le 2023/01/19