Entrée lafatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. [1.1]
Explications en français Opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts [1.3]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée lafatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana
Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao
Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia [1.1]
 Zanatohatra [1.13]
Explications en anglais Rank [1.7]
Explications en français Rang [1.8]
 Gradin; escabeau [1.13]
Mots composés 

Entrée lafatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Tatatra [1.78]
Explications en français  [Tambahoaka] Entailles [1.78]
Vocabulaire 
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/08