|
|
|
|

Entrée1 alahelo
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona.
4Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny!.
5Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny.
6Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy. [1.1]
Explications en anglais  7sorrow.
8poverty. [1.2, 1.7]
9Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for.
10penury. [1.2]
11affliction. [1.7]
Explications en français  12tristesse, chagrin. [1.8]
Exemples  13 Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany! [2.59]
14 Manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528]
15 Mifohafoha ny fahatsiarovana sy ny alahelo. [2.499]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  32 Emotions
Tous les mots composés  3311 combinaisons de ce mot
Proverbes  34 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02