Entrée alahelohelo (alahelo)
Partie du discours nom
Explications en français [duplicatif diminutif] [1.3]
Exemples tsy mba malahelohelo izy ka milaza ny tenany hoe " ory " na " manina " - ary eo no tsy maha-romantika azy velively - nefa kosa tsapa fa toa misy alahelohelo misoko toa manenika ny tena amin'ny teny ampiasainy [2.314]
Morphologie 
Simple : alahelohelo, alaheloheloko, alahelohelonao, alahelohelony, alahelohelontsika, alahelohelonay, alahelohelonareo, alahelohelon', alahelohelon-, alahelohelom-
Dérivés 

Mis à jour le 2023/01/19