Entrée alalatra (lalatra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Ilazana ny zavatra entina manamarika ny hazo hotsofaina na hovakina: Itỳ lelan-java-maranitra itỳ alalatra io haro hotsofainao io aloha [Rajemisa 1985]
Traduction française   (tranchant) avec lequel on marque [Abinal 1888]
Morphologie  
alalatra
alalatro
alalatrao
alalany
alalatsika
alalatray
alalatrareo
alalatr'
alala-
alalatry
nalalatra
nalalatro
nalalatrao
nalalany
nalalatsika
nalalatray
nalalatrareo
nalalatr'
nalala-
nalalatry
halalatra
halalatro
halalatrao
halalany
halalatsika
halalatray
halalatrareo
halalatr'
halala-
halalatry
alalaro

Mis à jour le 2013/12/09