Entrée lalatra
Partie du discours nom
Définition malgache Soritra na tataka kely amin' ny hazo atao amin' ny lelan-java-maranitra; kaokan' ny dian-javatra; ny mikiaka [Rajemisa 1985]
Définition française marque faite avec un tranchant, une pointe, avec le trusquin [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée lalatra
Partie du discours nom
Définition malgache fanamainana faritra iray misy ranoka [SLP: Voambolana]
Définition française drainage [SLP: Voambolana]

2011/01/30