Entrée alaro (laro)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Ampiasaina hatao laro: Inona, ry nenibe, no alaro ny parakinao? -- Koa inona fa tsy lavenona r' ilay Koto! [1.1]
Morphologie 
Présent : alaro, alaroko, alaronao, alarony, alarontsika, alaronay, alaronareo, alaron', alaron-, alarom-
Passé : nalaro, nalaroko, nalaronao, nalarony, nalarontsika, nalaronay, nalaronareo, nalaron', nalaron-, nalarom-
Futur : halaro, halaroko, halaronao, halarony, halarontsika, halaronay, halaronareo, halaron', halaron-, halarom-
Impératif : alaroy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20