Entrée ala safay (ala)
Partie du discours   expression
Définition malgache   fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   Used in the following: miala safay [Richardson 1885]
Exemples   Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny. [Andraina: I Vola, page 8]
Citations  

Mis à jour le 2014/10/26