| Entrée | 1 alatrano |
| Mots élémentaires | 2 ala, 3 trano |
| Partie du discours | 4 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
5 Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany:
6 Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana [1.1] |
| Explications en français |
7 dehors, hors de la maison
[1.3] |
| Exemples |
8 Namaky kitay teo alatrano Idada.
[2.332#]
9 Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; [2.357#] 10 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#] |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|