|
|
|
|

Entrée (1/2)1  alefa
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  lefa
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zanany
Atoraka, atsipy: Nalefako ilay vato ka voa ilay voronkely ~ Alefaso ny baolina
Afahana, votsorana: Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo ~ Nalefon' ny fanjakana ireo gadra politika
Explications en anglais  10  [1.7] to be released; to be sent or shipped; to be sent on its way
Explications en français  11  [1.8] qu'on lâche, qu'on relâche; qu'on expédie; qu'on laisse partir; qu'on envoie
Exemples  12  [2.117] Maro ny fandaharana alefa ao.
13  [2.366] rehefa vita ny adiny, dia alefa fotsiny izy;
14  [2.285] Tantara tsangana izy ity, nefa kosa tantara azo alefa amin' ny onjam-peo.

Entrée (2/2)15  alefa
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  [1.78] [Bara] Vanja indray mandeha

Anagrammes  18  alefa, faela

Mis à jour le 2025/08/10