Entrée alefaso (lefa)
Partie du discours   impératif du verbe passif alefa [liste]
Exemples  
1Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo [Rajemisa 1985]
2Alefaso aloha ny babo. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 24]
3Koa raha tsy te ho faty ìalahy dia alefaso io handeha fa manan-tompo. [Rapatsalahy: Kintana, page 118]
Autres orthographes  

Mis à jour le 2017/03/30