Entrée aleoko maty (aleo, -ko, faty)
Partie du discours   expression
Traduction anglaise   I'd rather be dead [Hallanger 1973]
Traduction française   mieux vaut mourir [Hallanger 1974]

Entrée aleokomaty (aleo, -ko, faty)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum) [Rajemisa 1985]
Nom scientifique   Ganoderma applanatum
Vocabulaire  

Entrée aleokomaty (aleo, -ko, faty)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny tena [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2013/04/05