Entrée aleo ... toy izay (aleo, toy, izay)
Partie du discours expression
Définition malgache Teny enti-milaza fampitahana ka ny teny eo aorian' ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken' ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio
¶ Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso [Rajemisa 1985]
Définition anglaise better ... than [Hallanger 1973]
Définition française mieux vaut... que [Hallanger 1974]

2012/10/17