Entrée toy
Partie du discours préposition [liste]
Définition malgache Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity
Mitovy hevitra: tahaka ny
¶ Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala
¶ Mody: Manao toy ny mitomany
¶ (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise like, similar to; (distinguish from toa) [Hallanger 1973]
Définition française comme, semblable [Hallanger 1974]
Exemples 
1Tianao toy ny inona ange aho? [Fox: Hainteny, numéro 433]
2Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [Andraina: I Vola]
Mots composés, titres, noms 

Entrée toy
Partie du discours nom
Définition anglaise kilalao [Hallanger 1969]
Mots composés, titres, noms 

2017/08/23