| Entrée | 1 alin-tsara |
| Mots élémentaires | 2 alina, 3 tsara |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo [Tambahoaka]
[1.1] |
| Anagrammes | 6 alin-tsara, 7 salanitra |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|