Entrée aljebra
Partie du discours nom
Définition malgache Antokon-tsiansa ianarana mandinika ny lalàn' ny isa sy mampiasa ny isa araka izany lalàna ankapobeny izany. Soloana litera ny tarehi-marika amin' ny aljebra, ka, araka izany, dia fanatsorana sy fanitarana ny fitadiavana ny vahaolana amin' ny fanontaniana iray fomba na iray tarika izy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: algèbre.
Autres orthographes 

2012/10/17