|
|
|
|

Entrée1  ambadik' Imanareza
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  ambadika, Imanareza
Explications en malgache  4  [1.1] jereo ambadiky Imanareza
Exemples  5  [2.944#] Ny tany ambadikin' i Manareza no resahan'ialahy!
6  [2.298#] Dia nanakoako iny kabary tany ambadik'i Manareza iny, orimbato makadiry.
7  [1.123#] sy Rasoherimanjaka izao, ambadikimanareza izany, ka raha misy manetsika izany, indrindra ka manetsika ny teny vita amin' izao anjakako izao, dia sazina ariary 100
8  [2.346#32] Ireny rehetra ireny dia efa nalevina in-jato mandifotr' olona, nariana any ambadik' i Manareza, ary lasa any amin' ny tany maizina.

Mis à jour le 2025/08/05