|
|
|
|

Entrée1  ambadiky Imanareza
Mots élémentaires  2 ambadika, 3 Imanareza
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 [tany ambadik' imanareza+tany ambadik' Imanareza] enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [1.1]
Explications en français  6 [ambadik' imanareza+ambadik' Imanareza] convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [1.3#798]
Exemples  7  any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298]
8  Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' imanareza izy [1.38]
9  Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784]
Autres orthographes  10 ambadikimanareza

Mis à jour le 2026/02/04