Entrée ambakavaka (ambaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes ambaka

2013/04/11