|
|
|
|

Entrée1  ambanilanitra
Mots élémentaires  2  ambany, 3  lanitra
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) [1.1]
Explications en anglais  6  [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. [1.2]
Tous les mots composés 
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot ambanilanitra

Mis à jour le 2025/09/15