Entrée lanitra
Partie du discours nom
Définition malgache Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany
¶ (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the sky [Mal. langit] [Richardson 1885]
 the sky
¶ heaven [Hallanger 1973]
Définition française le ciel, le firmament [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 la région éthérée [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Morphologie 
lanitra
lanitro
lanitrao
laniny
lanitsika
lanitray
lanitrareo
lanitr'
lani-
lanitry
-danitra
-danitro
-danitrao
-daniny
-danitsika
-danitray
-danitrareo
-danitr'
-dani-
-danitry
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot lanitra (2): Marivolanitra, Tsaralanitra

Entrée lanitra
Partie du discours nom
Définition française le souverain [Abinal 1888]

2017/06/29