Entrée Ambatoentanina (any, vato, entana)
Partie du discours   nom propre (toponyme) [liste]
Exemples  
1Ny naharava an' Ambatoentanina Angavo. [Randriamamonjy: Tantara, page 441]
2Nampiantsoiny koa ny Mpifehy tao Ambatomanga sy Ambatoentanina Angavo kanefa tsy tonga. [Randriamamonjy: Tantara, page 441]
3ary sahisahy izy, ary matanjaka, efa nitaigina Soavaly ka nidina teo Ambatoentanina (Ambodinandohalo); [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 34]

Mis à jour le 2015/08/16