Entrée ambatra
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   tongue-tied. [Richardson 1885]
Dérivations  
Synonymes   ambatrambatra

Entrée ambatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2009/10/15