| Entrée | 1 miambatra |
| Radical | 2 ambatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela [1.2] |
| Explications en français |
6 avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions [1.3] |
| Exemples |
7 Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy.
[2.499]
|
| Morphologie |
|
| Analogues | 11 miakanakana, mivakavaka, miakakà, adala vava, mibadabada, miambakavaka, miambakambaka |
| Anagrammes | 12 miambatra, 13 mitambara |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|