Entrée ambinina (ambina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Manan-jara, manam-bintana, vintanina: Ambinina amin' ny harena izy fa ratsy vintana amin' ny fitiaoana [1.1]
Explications en anglais To be prospered in getting what one is seeking; to be prosperous; to be lucky, fortunate. [1.2]
Exemples 
1mikely aina ihany fa tsy ambinina, dia hampisamborina fa havan' ory; [2.346]
2Ny lehilahy kosa dia tsy ambinina loatra amin' ny fitadiavana, nefa kosa tsy ory akory. [1.381]
Morphologie 
Présent : ambinina, ambiniko, ambininao, ambininy, ambinintsika, ambininay, ambininareo, ambinin', ambinin-, ambinim-, ambini-
Passé : nambinina, nambiniko, nambininao, nambininy, nambinintsika, nambininay, nambininareo, nambinin', nambinin-, nambinim-, nambini-
Futur : hambinina, hambiniko, hambininao, hambininy, hambinintsika, hambininay, hambininareo, hambinin', hambinin-, hambinim-, hambini-
Impératif : ambino
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20