Entrée ambonivohitra (ambony, vohitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany
¶ Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra
¶ Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [Callet: Tantara, page 733]

Entrée ambonivohitra (ambony, vohitra)
Partie du discours nom
Définition anglaise the dead not yet buried [Richardson 1885]

2014/09/11