Entrée ambanivohitra (ambany, vohitra)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tan [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [Richardson 1885]
   the country; country people [Hallanger 1973]
Traduction française   la campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [Hallanger 1974]
Exemples  
1Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [Andraina: I Vola, page 7]
2"Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [Callet: Tantara, page 733]
3Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [Andraina: Mitaraina, page 191]
Vocabulaire  
Dérivations  
Citations  

Mis à jour le 2014/09/11