| Entrée | 1 amely |
| Radical | 2 vely |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin' ny hevitra an' ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay [1.1] |
| Exemples |
5 Nisy olona niroso amely tsy nanana afa tsy langilangy, hita ny andia-mpiady izay lefona no netiny nisetra akanin-tafondro marovava, nisy ny antsibe sy kalazano mba hany fiadina tao amin'ny toby
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 10 amely, 11 Elima, 12 miale |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|