| ami  |
|
|
|
|
|
Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty [Rajemisa 1985]
|
Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa [Rajemisa 1985]
|
allié, ami [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
|
|
|
|
|
|
Mifankatia, tonga sakaiza: Aza misakaiza amin' iny ankizy iny ianao, fa tsy tsaratsara toetra izy iny [Rajemisa 1985]
|
être amis, camarades;
ente homme et femme, être amants [Hallanger 1974]
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
Amant, amante, ami - > amato, dezemo, koahe, lehe, leroa, lihy, longo, nama, rañetse, serife, sonje [Poirot & Santio: Vezo]
|
|
|
Namana mifankazatra sy mifankatia amin' ny tena ka amborahana izay ao am-po sy izay manjo ny tena: Miaraka foana Ibalita sy Isambilo sakaizany [Rajemisa 1985]
|
Enti-milaza koa lehilahy sy vehivavy mifangala-pitia any amin' ny takona (matetika, amin' ity hevitra ity, dia ampiana ny mpamaritra hoe ratsy: sakaiza ratsy [Rajemisa 1985]
|
ami, compagnon; amant [Hallanger 1974]
|
|
|
Amant, amante, ami, compagnon - > amato, dezemo, koahe, lehe, leroa, lihy, longo, nama, rañetse, sakaia, serife [Poirot & Santio: Vezo]
|
|
|
|