| Entrée (1/3) | 1 havana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ireo olona misy fifandraisana noho ny razana iombonana na noho ny fanambadiana: Misaona izy fa misy havany maty
4 Olona mifankatia amin' ny tena, sakaiza: Mandrosoa, tompoko; havana ianareo fa tsy olon-hafa [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a friend
[1.2, 1.7] 6 a relation, an alliance. See sakaiza, longo [1.2] 7 a relative, an ally; cf. sakaiza [1.7] |
| Explications en français |
8 parent
[1.3, 1.54, 1.8] 9 allié, ami [1.3, 1.8] |
| Exemples |
10 Be havana koa ianareo izany!
[2.442#42]
11 Tsy manana havana koa, fa izaho irery. [2.332] 12 Tsy andalako havana, tsy ananako olon-tiana. [2.298#67] 13 Ary malahelo kandrefa mifaly koa amy ny izany ny havana. [2.48#272] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 27 Rapports: famille |
| Analogues | 28 anabavy, 29 anabavin-dray, 30 anadahy, 31 anadahin-dreny, 32 halam-patana, 33 hazo tapaky ny sampy, 34 kazaha, 35 rafozana, 36 rahalahy, 37 rahalahin-dray, 38 rahavavy, 39 rahavavin-dreny, 40 ray, 41 raibe, 42 razam-be, 43 razana, 44 reny, 45 renibe, 46 sakaiza, 47 sakelika, 48 vinanto, 49 vinantolahy, 50 vinantovavy, 51 zafy, 52 zafiafy, 53 zafimpaladia, 54 zafindohalika, 55 zafindria, 56 zafinkitrokely, 57 zafin' ny mpianadahy, 58 zafin' ny mpirahalahy, 59 zafin' ny mpirahavavy, 60 zafitsitorana, 61 zana-drahalahy, 62 zanadrahavavy, 63 zanaka, 64 zanak' anabavy, 65 zanak' anadahy, 66 zanak' olo-mpiana dahy, 67 zanak' olompirahalahy, 68 zanak' olo-mpirahavavy, 69 zaobavy, 70 zaodahy |
| Combinaisons | 71 32 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot havana |
| Proverbes | 72 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/3) | 73 havana |
| Partie du discours | 74 nom |
| Explications en malgache |
75 Fanatsikerana ny lavenona ao anaty fatana mba hirehetan' ny afo tsara
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Entrée (3/3) | 80 havana |
| Partie du discours | 81 nom |
| Explications en malgache |
82 [Antesaka] havanana
[1.78] |
| Explications en français |
83 [Antesaka] droite
[1.82] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Anagrammes | havana, 88 vahana |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|