|
|
|
|

Entrée1  amoriana
Radical  2 vory
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3#860]
Exemples  4  Hoy ny mpitana hazomanga: «Ny antony amoriana anareo fokonolona dia maty Ranona. [2.436#]
5  Koa zava-dehibe vitsivitsy no amoriana anareo havan' Andriana, ianareo Andriambaventy sy miaramila ary ny vahoaka tsy an-kanavaka ankehitriny, eto Andohalo. [2.528#130]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10 amoirana, 11 amoriana, 12 anamaroy, 13 anamoray

Mis à jour le 2025/09/12