Entrée ampaha~
Partie du discours préfixe [Mots avec ampaha~]
Définition anglaise a prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [Richardson 1885]
Exemples Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [Baiboly: 3.5.16]

Entrée ampaha
Partie du discours nom
Définition malgache isa misy mpanondro sy mpanisa [SLP 1986]
Définition française fraction [SLP 1986]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Entrée ampaha
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo, Taimoro, Tanosy] kary [Rakotosaona 1972]
  [Sakalava] Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise  [Provincial] the name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [Richardson 1885]
Définition française  [Tankarana] chat sauvage. [David 1952 (takila A)]
Vocabulaire 

2017/06/30