|
|
|
|

Entrée1  ampalesina
Radical  2 ampaly
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza.
5 Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany.
6 Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy. [1.1]
Explications en anglais  7 to be smoothed with the ampaly leaves; fig. used of any business well arranged and conducted.. [1.2]
8 to be sandpapered. [1.7]
Explications en français  9 qu'on polit au papier verre. [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Synonymes  14 ampalina
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02