Entrée ampamatoran-janak' omby (fatotra, zanaka, omby)
Partie du discours   expression
Définition malgache   Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2009/12/09