| Entrée | 1 ampandeferana |
| Radical | 2 lefitra |
| Partie du discours | 3 verbe circonstanciel |
| Exemples |
4 Raha ny tena marina dia tsy hita izay manamarina ny isan' ny miaramila toy izay misy eto amintsika sy ny vola mihoampampana atokana ho azy, ka ampandeferana ny fampandrosoana ny firenena.
[4.27]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|