Entrée lefitra
Partie du discours participe
Explications en malgache Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany [1.1]
Explications en français Support
Supporté, action de supporter: Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles) [1.3]
Exemples Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny! [2.576]
Morphologie 
Présent : lefitra, lefitro, lefitrao, lefiny, lefitsika, lefitray, lefitrareo, lefitr', lefi-, lefitry
Passé : lefitra, lefitro, lefitrao, lefiny, lefitsika, lefitray, lefitrareo, lefitr', lefi-, lefitry
Futur : ho lefitra, ho lefitro, ho lefitrao, ho lefiny, ho lefitsika, ho lefitray, ho lefitrareo, ho lefitr', ho lefi-, ho lefitry
Mots composés 

Entrée lefitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Valona, foritra, lefiravina, ketrona [1.1]
Explications en français Pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner [1.3]
Morphologie 
Simple : lefitra, lefitro, lefitrao, lefiny, lefitsika, lefitray, lefitrareo, lefitr', lefi-, lefitry
Dérivés 
Mots composés 

Entrée lefitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay [1.1]
Explications en anglais The second in rank [1.7]
Explications en français Lieutenant, second [1.3]
 Le second rang, le vice, l'adjoint [1.8]
Exemples 
1Tsy eto koa ny Lefitra voalohany. [2.332]
2Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana. [4.27]
Morphologie 
Simple : lefitra, lefitro, lefitrao, lefiny, lefitsika, lefitray, lefitrareo, lefitr', lefi-, lefitry
Mots composés 
Origine Anglais: leftenant.

Entrée lefitra
Partie du discours nom
Explications en français  [Mahafaly] (du malais : lipit, lipat . javanais : lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). Nom des Indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae), dans la région de Tuléar. [1.196]
Nom scientifique Indigofera tinctoria
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/29