|
|
|
|

Entrée1  ampangoro
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.78] [Betsimisaraka] vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony
5  [1.1] Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny
Explications en anglais  6  [1.2] rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it.
7  [1.7] rice boiled dry and fragrant
Explications en français  8  [1.8] riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée
Vocabulaire  9  Economie: alimentation
Synonymes  10  vary ampangoro
Analogues  11  vary maina
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot ampangoro

Anagrammes  13  ampangoro, mangora-po

Mis à jour le 2025/08/10