Entrée am-pelatanana (any, felana, tanana)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza zavatra ananan' ny tena eo amin' ny tena amin' ny fotoana iresahana: Tsy manana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako [Rajemisa 1985]
Définition anglaise at hand, available [Hallanger 1973]
Définition française sous la main, disponible [Hallanger 1974]

2010/06/03