Entrée (1/3) | 1 tanana |
Radical | 2 tana |
Partie du discours | 3 participe |
Explications en malgache |
4 Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2] |
Explications en français |
6 qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 11 4 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
Entrée (2/3) | 13 tanana |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1] 16 les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1] |
Explications en anglais |
17 the hand the forelegs of quadrupeds [1.7] |
Explications en français |
18 la main, les mains [1.3, 1.8] 19 les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8] 20 les manches des habits, etc. [1.3] 21 main, manche, rayon [1.5] 22 [tañana] main [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
23 Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako
[2.472]
24 Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471] 25 Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 28 119 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 29 Biologie 30 Zoologie: (en général) |
Holonyme |
|
Méronymes |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 50 Proverbes contenant ce mot |
Article | 51 Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entrée (3/3) | 52 tanàna |
Partie du discours | 53 nom |
Explications en malgache |
54 Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1] |
Explications en anglais |
55 a town, a city (written with the accent) [1.7] |
Explications en français |
56 ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8] 57 ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
Exemples |
58 eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay.
[2.131]
59 nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 61 26 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 62 Géographie: (en général) |
Proverbes | 63 Proverbes contenant ce mot |
Article | 64 Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Anagrammes | 65 Natana, 66 tanana, tanàna |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |