Entrée ampidirina (iditra)
Partie du discours verbe passif
Exemples 
1Inona kosa no setrin'izany amin'ny entana avy any ivelany ampidirina eto Madagasikara? [2.503]
2Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano Sahabe. [2.472]
Morphologie 
Présent : ampidirina, ampidiriko, ampidirinao, ampidiriny, ampidirintsika, ampidirinay, ampidirinareo, ampidirin', ampidirin-, ampidirim-, ampidiri-
Passé : nampidirina, nampidiriko, nampidirinao, nampidiriny, nampidirintsika, nampidirinay, nampidirinareo, nampidirin', nampidirin-, nampidirim-, nampidiri-
Futur : hampidirina, hampidiriko, hampidirinao, hampidiriny, hampidirintsika, hampidirinay, hampidirinareo, hampidirin', hampidirin-, hampidirim-, hampidiri-
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/21