Entrée am-pitotoam-bary (any, toto, vary)
Partie du discours locution
Explications en malgache Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 2 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]
Vocabulaire 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31