Entrée anajana (haja)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Exemples Amberivatry mitani-tenany Itompokolahy, ary vady manan-karena ka ny azy ihany no anajana azy. [1.370]
Morphologie 
Présent : anajana, anajako, anajanao, anajany, anajantsika, anajanay, anajanareo, anajan', anajan-, anajam-, anaja-
Passé : nanajana, nanajako, nanajanao, nanajany, nanajantsika, nanajanay, nanajanareo, nanajan', nanajan-, nanajam-, nanaja-
Futur : hanajana, hanajako, hanajanao, hanajany, hanajantsika, hanajanay, hanajanareo, hanajan', hanajan-, hanajam-, hanaja-
Impératif : anajao

Mis à jour le 2023/01/21