Entrée |
haja
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fanaovana ho zavatra, toetra mahatonga hoheverina ho zavatra: Lehilahy manankaja io ¶ Mariky ny fiheverana ho zavatra: Omeo haja izy ¶ Voninahitra, baràka, hasina, zo, dera, laza, ilo mby an-doha, anarana [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | honour, respect, regard, reverence. See asy. [Richardson 1885]
|
| respect, honor [Hallanger 1973]
|
Traduction française | respect, considération, vénération, honneurs rendus: Mendrika homen-kaja izy (Il mérite d'être respecté, honoré) ~ Manan-kaja io vehivavy io (Cette femme est respectée) [Abinal 1888]
|
| respect, honneur [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
haja
hajako
hajanao
hajany
hajantsika
hajanay
hajanareo
hajan'
hajan-
hajam-
| |
-kaja
-kajako
-kajanao
-kajany
-kajantsika
-kajanay
-kajanareo
-kajan'
-kajan-
-kajam-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
|
Citations |
|
Entrée |
haja
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Bara]
izay noharina, harena [Rakotosaona 1975]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
haja
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Bara]
vary, hanina dia izay fihinana rehetra (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Ramarlah: Bara]
|
|
Entrée |
haja
|
Partie du discours | nom
|
Traduction française | [Betsileo]
Au sens propre : honneur, considération. C'est le nom mystique que le mpisikidy ou devin donne au riz dans le cours de ses prophéties ; de ce fait, on dit aussi tanin-kaja (de
tany : la terre et
haja) pour désigner la rizière quand on veut se la rendre propice.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|